Ny Takelaka Tsara Soratra dia Ambatonamelankafatra mirakitra sy mitahiry lahatsoratra voakaly, na sombintantara na tantara foronina na tononkalo na lahatsoratra fanadihadiana hafa. Ny Tsara Soratra koa dia Ambohipihaonana ho an'ny mpanoratra sy ny mpamaky. Eto no ahafahan'ireo mpanoratra Malagasy, na ireo vao manomboka, na ireo vao misandratra, na ireo efa kalaza, mizara sy mampiranty ny asasorany amin'ireo mpankafy izany. Ny Takelaka www.soratra.org sy ny Takelaka Tsara Soratra dia orinezaky ny RanjaSoa Publishing.
ThriftBooks sells millions of used books at the lowest everyday prices. We personally assess every book's quality and offer rare, out-of-print treasures. We deliver the joy of reading in recyclable packaging with free standard shipping on US orders over $20. ThriftBooks.com. Read more. Spend less.